top of page
BLAOGY


Fitaovana mahomby amin'ny fanentanana sy fanabeazana ny literatiora
Ao anatin’ny tontolo iray miova haingana sy mivelatra amin’ny teknolojia no misy antsika izao, na dia eo aza anefa izany dia misy zavatra iray tsy azo soloina mihitsy: ny herin’ny literatiora. Raha miresaka fanentanana sy fanabeazana ny fiarahamonina isika, dia mitana anjara toerana lehibe ny literatiora.
Ny literatiora dia teny ampitana hafatra manan-danja amin'ny endrika kanto, izay tsy natao hojeren'ny maso fotsiny, fa natao ihany koa hanaitra ny saina, hampihetsi-po, a

Malagasy Manoratra
12 mai2 min de lecture
0
0


Ny fidiran'ny Ilon-tsaina Artifisialy (Intelligence Artificielle / IA) eo amin'ny sehatry ny literatiora.
Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny revolisiona nomerika, miditra an-tsehatra amin’ny sehatra rehetra ny Ilon-tsaina Artifisialy (IA). Tsy mijanona intsony amin’ny sehatry ny rôbôtika na siantsa sy teknolojia fotsiny ny Ilon-tsaina Artifisialy (IA), fa miditra lalina koa amin’ireo sehatra noheverina hatrizay fa tsy ho voasolo mihitsy amin’ny milina, toy ny literatiora.

Onjaniaina Aubertto
6 mai2 min de lecture
6
0


Ny Mpahay tsikera; singa fahaefatra mamelona ny literatiora
Ny Mpahay tsikera; singa fahaefatra mamelona ny literatiora

Malagasy Manoratra
22 avr.2 min de lecture
17
0


Ny haino vaky jery: Fitaovana mahomby entina mampiroborobo ny literatiora
Ny haino aman-jery dia manampy amin'ny fampiroboroboana ny literatiora sy ny kolontsaina malagasy, manampy ny mpanoratra hifandray amin'ny m

Malagasy Manoratra
26 mars2 min de lecture
15
0


Mampiroborobo sa Mamotika ny Literatiora ny Fivoaran'ny Teknolojia?
Manamora ny fizarana boky ny teknolojia, nefa mety hampihena ny famakiana lalina

Onjaniaina Aubertto
19 mars2 min de lecture
35
0


Tsimoka Poezia: Ny fanantenana sy ny ho avy
Ny Poezia dia mitombo sy mivelatra, mamaky tany ary manome endrika vaovao ho an’ny literatiora. Na dia mbola eo amin’ny dingana voalohany az

Onjaniaina Aubertto
17 mars1 min de lecture
16
1
bottom of page