top of page
bg-index_edited.jpg

Ireo boky efa navoakan'ny MALAgasy MAnoratra

Ankoatran'ny fiantseharana amin'ny haino aman-jery sy eny imasom-bahoaka dia isan'ny fitaovana iray goavana ihany koa ny boky izay ahafahan'ny reheta mitahiry ireo kanto sy aingampanahin'ny mpanoratra.

FO TOA TENY (2023)  

Amboaran-tononkalo

Boky nivoaka ofisialy teo anivon'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolotsaina ny 17 Mey 2023. Notontosaina tetsy amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy ny antsa famoahana izany. Ity no boky nivoaka voalohany teto amin'ny fikambanana MALAgasy MAnoratra izay nahitana mpikambana 20 mianadahy : Diary RAKOTOSON,  I-ness, Nia'h Harilala, Ny Malala, Niaina Mikalo Fitia, Mikalo LVS, Vetson'ny Fy-Arovana, Ariela Fanoitra, Joharim-panahy, Hanitra Randria, Sariaka Valea, Ilo Nanahary, Kintan'ny Natiora, Njarasoa RA, Fidy Art Niaina, Hery Ny Fitia, Sanda Nomena, Bary'Aingo, Ny Erana, Nah Haja,

fo toa teny
bottom of page