Ao anatin’ny tontolo iray miova haingana sy mivelatra amin’ny teknolojia no misy antsika izao, na dia eo aza anefa izany dia misy zavatra iray tsy azo soloina mihitsy: ny herin’ny literatiora. Raha miresaka fanentanana sy fanabeazana ny fiarahamonina isika, dia mitana anjara toerana lehibe ny literatiora.
Ny literatiora dia teny ampitana hafatra manan-danja amin'ny endrika kanto, izay tsy natao hojeren'ny maso fotsiny, fa natao ihany koa hanaitra ny saina, hampihetsi-po, a