top of page
BLAOGY


Fitaovana mahomby amin'ny fanentanana sy fanabeazana ny literatiora
Ao anatin’ny tontolo iray miova haingana sy mivelatra amin’ny teknolojia no misy antsika izao, na dia eo aza anefa izany dia misy zavatra iray tsy azo soloina mihitsy: ny herin’ny literatiora. Raha miresaka fanentanana sy fanabeazana ny fiarahamonina isika, dia mitana anjara toerana lehibe ny literatiora.
Ny literatiora dia teny ampitana hafatra manan-danja amin'ny endrika kanto, izay tsy natao hojeren'ny maso fotsiny, fa natao ihany koa hanaitra ny saina, hampihetsi-po, a

Malagasy Manoratra
12 mai2 min de lecture
0
0


Ny haino vaky jery: Fitaovana mahomby entina mampiroborobo ny literatiora
Ny haino aman-jery dia manampy amin'ny fampiroboroboana ny literatiora sy ny kolontsaina malagasy, manampy ny mpanoratra hifandray amin'ny m

Malagasy Manoratra
26 mars2 min de lecture
15
0


Nijoro ara-panjakana ny fikambanana MALAGASY MANORATRA
Nijoro ara-panjakana ny Fikambanana MALAgasy MAnoratra!"
Niorina tamin’ny 2017 tao amin’ny Kolejy Masindahy Josefa Mahamasina ho vondrona

Malagasy Manoratra
17 mars1 min de lecture
40
0


Boky: Loharanon'ny fahalalana sy ny kolontsaina
Ny boky dia harena. Efa namoaka "Fo Toa Teny" sy "Rano Iray" ny Fikambanana MALAgasy MAnoratra.

Malagasy Manoratra
17 mars2 min de lecture
17
0
bottom of page